|
|
|
|

Entry1  erokatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Manondro mafimafy kokoa noho ny eroa, na dia mitovy tsara aza ny hevitra lazainy avy: Erokatra no toa mangatsiatsiaka fa andeha eny no hipetraka [1.1]
Other spellings  4 eroana

Anagrams  5 erokatra, 6 toreraka

Updated on 2025/09/12