| Entry | 1 erikatra |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana)
[1.1] |
| Anagrams | erikatra, 4 katirera, 5 raiketra |
| Updated on 2025/09/12 |
|