Entry | eoropeanina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina [1.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: européen. | |
Analogs | Eorôpa | |
Updated on 2020/07/31 |