| Entry | 1 eokaristia |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 (Fivavahana katolika) Sakramenta misy ny tenan' i Jesoa-Kristy, mbamin' ny fomban' Andriamanitra ao aminy, takon' ny endriky ny mofo sy ny divay
4 (Fivavahana protestanta) Araka ny fampianarana protestanta kosa, ny Eokaristia dia fahatsiarovana ny fanasan' ny Tompo fotsiny ka antsoina hoe mofom-pandraisana [1.1] |
| Vocabulary | 5 Religion and Liturgy |
| Updated on 2025/09/12 |
|