Entry |
enga
|
Part of speech | interjection
|
Malagasy definition | Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin' ny teny hoe anie, ary ny matoanteny milaza ny ho avy no atao eo aorianany mandrakariva:
Enga anie ho afaka izy [Rajemisa 1985]
|
English translation | oh that! may it be so! [Hallanger 1973]
|
French translation | puisse! plaise à Dieu! [Hallanger 1974]
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
enga
|
Part of speech | adjective
|
French translation | [Tankarana]
abandonné (village). (lèmby). [David 1952 (takila E)]
|
Synonyms | |
|