Entry emboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ditin-kazo na hafa, mandefa fofona na setroka rehefa dorana; fofona midofaka: Zavatra telo no natolotry ny Majy an' ilay zazakely: volamena, emboka manitra ary mira [Rajemisa 1985]
English translation   incense [Hallanger 1973]
French translation   encens [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   résines propres à brûler, tout ce qui peut remplacer l'encens, donner de la fumée et du parfum comme la graisse [Abinal 1888]
Examples   fahavetavetana amiko ny emboka; [Baiboly: 29.1.13]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry emboka
Part of speech   noun
Malagasy definition   anarana ilazana ilay fiafaran' ny tahom-boany amin'ny akondro, izay marani-doha manja mainty manopy ranombalahy, sisa mijanona rehefa tapitra niforona daholo ny voa [Rajemisa 1985]
French translation   le bouquet du bananier qui doit porter des fruits [Abinal 1888]
Examples   Hodi-kazo manitra ny emboka. [Ndemahasoa: Antakay, page 103]
Synonyms   embok' akondro

Entry emboka
Part of speech   noun
French translation   le piton qui réunit les chaînettes de la balance et sert à les suspendre aux bouts du fléau [Abinal 1888]
Synonyms   embok' akondro

Updated on 2017/06/09