| Entry | 1 elektrisite |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Anarana nomena ny hery anankiray izay tsy fantatra ny momba azy afa-tsy amin' ny asany sy ny toetrany sasantsasany, toy ny fisintonany zavatra, fiterahany hazavana na hafanana, na fanovana zavatra ara-pomba simika; noho ny fahatsapana ny fitovian' ny hery aman-toetoetran' ny elektrisite amin' ny an' ny varatra dia nomena anarana hoe herimbaratra koa izy.
[1.1] |
| Explanations in English |
4electricity.
[1.7] |
| Explanations in French |
5électricité.
[1.8] |
| Updated on 2025/09/12 |
|