|
|
|
|

Entry1  eisy
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Ampiasaina araka ny toe-javatra mitranga:
4 -- na fandavana izany: Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany
5 -- na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga: Eisy! aza atao mahakivy izany [1.1]

Updated on 2025/11/17