Entry doria
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria [Rajemisa 1985]
French definition se dit d'un temps à venir, un temps indéfini [Abinal 1888]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry doria
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] masomboly [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] masombolin-katsaka [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] Voanjavatra famafy, fafy [Rakotosaona 1972]
 masomboly, ambioka, ambezo voafantina [SLP 1986]
French definition semences sélectionnées [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry doria
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] taranaka [Rakotosaona 1972]
French definition  [Tankarana] arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [David 1952 (takila D)]
Vocabulary 
Synonyms zafin-doria

2017/03/10