| Entry | 1 donina |
| Root | 2 dona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery, [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be struck, to be knocked on [1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on frappe [1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 andony, 12 donina, 13 ondany |
| Updated on 2025/09/12 |
|