|
|
|
|

Entry1  dongon-tany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3 enti-milaza ny fasana: Ao ambany dongon-tany, ao anaty vatam-paty misy reny tsy miteny, hatry ny ela no tavela (Eliza Freda) [1.1]

Updated on 2025/11/11