|
|
|
|

Entry1  dongary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Bara] kitapo fitondram-bary [1.78]
4 [Sakalava] Harona boribory lavalava fasian' ny Tanosy sy ny Bara fotsimbary [1.1]

Anagrams  5 dangory, dongary, 6 rangido

Updated on 2026/02/04