Entry domiverina (dona, verina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako [Rajemisa 1985]
French definition   choc en retour [Abinal 1888]
French definition   contre-coup [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names  

Entry Domiverina
Part of speech   name (book or play title)
Malagasy definition   jereo Rajaonson: Domiverina
Author  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2017/10/19