Entry domatika
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] dinta [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] karazan-dinta, dintam-bohitra (tia aty ala sy ny toerana mandomando: Lalañ'be domatika ny mandeha an-kosin-dry Tsaboa (lalana feno dintam-bohitra ny mankany amin'ny tanimbarin-dry Tsabao) [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

2009/02/23