Entry dofitra
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   Enti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan' ny zavatra roa, saingy ny iray manatona fa ny iray donina tsy mihontsina eo am-pitoerana fotsiny, na ny iray mandona mievotra fotsiny nony midona amin' ilay iray hafa. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2009/02/23