| Entry | 1 dodosina |
| Root | 2dodo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 tsy manara-dalàna, avy amin' ny Dodododo: Hafainganina, atao haingana dia haingana [1.1] |
| Explanations in French |
5 qu'on poursuit, qu'on presse [1.3] |
| Morphology |
|
| Analogs | 10 baibaizina, 11 ezakezahina, 12 ketsaketsaina, 13 koroboboina, 14 korododosina, 15 laizina, 16 mehina, 17 rodorodoina, 18 rotorotoina |
| Updated on 2025/10/31 |
|