| Entry (1/2) | 1 dodoria |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ilazan' ny foko sasany ny ady totohondry
[1.1] |
| Entry (2/2) | 4 dodoria |
| Part of speech | 5 adjective |
| Explanations in Malagasy |
6 Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana, maika dia maika:
7 Tsy nisy fotoana nisakafoana akory fatsy maintsy novitaina dodoria ilay asa [1.1] |
| Explanations in French |
8 ininterrompu.
[Tankarana]
[1.19] |
| Updated on 2025/11/13 |
|