Entry dodadoda
Part of speech   noun
Malagasy definition   Firehetan' ny afo misy kitay betsaka, midedadeda [Rajemisa 1985]
French translation   comme dedadeda [Abinal 1888]
Derivations  

Entry dodadoda (doda)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra: Dodadoda loatra iny zanakao iny [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2012/11/01