| Entry (1/3) | 1 doany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana.
[1.1] 4 toerana fijoroana (fivavahana). [Sihanaka] [1.78] |
| Explanations in French |
5 résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer..
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 6 Beliefs |
| Illustrations |
|
| Entry (2/3) | 7 doany |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana.
10 Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana. [1.1] |
| Synonyms | 11 ladoany |
| Entry (3/3) | 12 doany |
| Root | 13 doana |
| Part of speech | 14 imperative of passive verb doanana [Full list] |
| Anagrams | 15 adino, 16 anôdy, 17 daino, 18 doany, 19 donay, 20 donia, 21 indao, 22 odina |
| Updated on 2025/09/12 |
|