Entry disely
Part of speech noun
Malagasy definition [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany [Rajemisa 1985]
English definition Epsom salts [Fr. du sel] [Richardson 1885]
Vocabulary 
Origin French: du sel.

2009/02/23