| Entry | 1 disanteria |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. dysenterie] Aretina mampivalan-dra izay mety hahatratra indroapolo na mihoatra isan' andro ka mahatonga faharerahana, fahiazana ary tsy fahampiandra
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|