|
|
|
|

Entry1  disadisaka
Root  2  disaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Valaka, sasatra
Leo na tofoka tanteraka
Entina milaza koa ny mongomongo, ny potipotika na torotoro [1.1]
Synonyms  5  disaka
Proverbs  6  Proverbs containing the word disadisaka

Updated on 2025/09/12