Entry dipoavatra
Part of speech noun
Malagasy definition [fr. du poivre] Zavamaniry masiatsiaka karazana tsiperifery, fampiasa hampahatsiro sakafo, ka amin' ny endrika roa no isehoany: na vovobovoka mainty avy amin' ny voankazo aminy nototoina, na vovobovoka fotsy, avy amin' ny voany madinika ao anatiny kosa nototoina [Rajemisa 1985]
English definition pepper [Fr. de poivre] [Richardson 1885]
French definition  [Betsimisaraka, Tankarana] (du français :;« du poivre »). Nom du poivre en grains, préparé à partir des fruits de Piper nigrum L. (Piperaceae), introduit et cultivé. On en distingue deux sortes commerciales :
¶ - le poivre noir : dipoavatra mainty, séché avec le péricarpe ;
¶ - le poivre blanc : dipoavatra fotsy, débarrassée de son péricarpe et lavé avant le séchage.
¶ Le poivre noir écrasé est incorporé à la farine de manioc pour faire des cataplasmes révulsifs ; appliqués dans les maladies pulmonaires, contre les douleurs articulaires, etc. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Piper nigrum
Origin French: du poivre.
Examples Raha tsy nisy ireny dia tsy nisy ny hiasa sy hamboly ny tany nampamokarana ny siramamy, ny nato, ny dipoavatra ets. [Razoharinoro: Soratra, page 23]

2017/12/09