Entry dipaina
Part of speech noun
Malagasy definition [fr. du pain] Karaza-mofo vita amin' ny lafarinina, ary foto-tsakafon' ny firenena maro, indrindra ny any Eoraopa [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: du pain.

2009/02/23