Entry dimbana
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ
¶ Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [Rajemisa 1985]
English definition irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly
¶ also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [Richardson 1885]
French definition  [Tankarana] le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse. [David 1952 (takila D)]
Derivations 
Other spellings 
Synonyms ampelamamoly ~ limbana
Compound words, titles, names 
Analogues  Shapes of cattle horns
Illustrations 

2017/03/10