|
|
|
|

Entry1  dimatika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Bibikely iray tarika amin' ny dilata, izay hita any an' ala, eny amin' ny hazo na eny amin' ny ahitra, ary manao fandehan' ny olimpanjehy; dintanala [1.1]
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates
Proverbs  5  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02