| Entry (1/2) | 1 dila |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho
[1.1] 4 [Antambahoaka] nidify [1.78] |
| Explanations in English |
5 [Provincial] not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child
[1.2] |
| Entry (2/2) | 6 dila |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 [Bara] ampombo
[1.78] |
| Vocabulary | 9 Botany: grass |
| Synonyms | 10 lila |
| Anagrams | 11 Adlì, dila, 12 lady, 13 Lidà, 14 Lyda |
| Updated on 2026/02/04 |
|