|
|
|
|

Entry1 difisesy
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Fomban-drandram-bolo izay misesy midina avy any ambony ary ampiana volo kely isaky ny ampifanolanina indray mandeha ka mifampidipiditra mandady hatrany manaraka ny hodi-doha ary miraikitra sy mipetaka amin' ny loha fa tsy mba mikiraviravy na miefakefaka. (Mitovitovy amin' ny lambomiditra ihany ny difisesy, fa ny haventesan' ny sori-bolo no maha-samy hafa azy; ny difisesy dia atao koa hoe randrantarihina) [1.1]
Vocabulary  4 Hairstyles

Updated on 2025/09/12