| Entry | 1 difika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka
[1.2] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 27 2 combinations of that word |
| Anagrams | difika, 28 fikady |
| Updated on 2025/11/09 |
|