| Entry | 1 dieny |
| Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Famintinana ny hoe dia ny, izay midika hoe "raha mbola": Miasà dieny matanjaka [1.1] |
| Explanations in English |
4 while yet, during the time that [1.7] |
| Explanations in French |
5 pendant que, alors que [1.8] |
| Examples |
6 Tsy aleo ve dia velezina ny vy dieny mafana?
[2.528#]
7 Azoko tantaraina dieny izao izany fialany izany. [2.472#] |
| All compound words | 8 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/10/08 |
|