| Entry (1/2) | 1 didin-tsokina |
| Elementary words | 2 didy, 3 sokina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra (didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [1.1] |
| Explanations in English |
6 an injury, or chaps under the toes [1.2] |
| Explanations in French |
7 Crevasses aux articulations des doigts des pieds [1.3#101] |
| Vocabulary | 8 Health |
| Entry (2/2) | 9 didintsokina |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in French |
11 petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [Tankarana]
[1.19] |
| Anagrams | 12 didin-tsokina, didintsokina |
| Updated on 2025/10/18 |
|