Entry didim-panjakana
Part of speech expression
Malagasy definition Fanapahana na didy ataon' ny Governemanta, izay manana ny lanjan' ny lalàna [Rajemisa 1985]
 didy avoakan'ny fitondram-panjakana [SLP 1986]
French definition décret [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms dekre
Quotes 

2009/12/09