| Entry | 1 didimananjara |
| Elementary words | 2 didy, 3 manana, 4 zara |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa.
7 Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo. [1.1] |
| Explanations in English |
[didy manan-jara]
8 a method of cutting out women's garments.
[1.2] |
| Examples |
9 Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy.
[2.472#]
|
| Vocabulary | 10 Economy: clothing |
| Updated on 2025/10/11 |
|