|
|
|
|

Entry (1/2)1 diary
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Boky kely misy ny andro sy ny volana ao anatin' ny taona, izay matetika anamarihana ny asa atao na ny zavadehibe mitranga amin' ny andro tsirairay avy [1.1]
Explanations in English  4 a diary [1.2]
5 an agenda [1.7]
Explanations in French  6 agenda [1.8]
Examples  7 Nalainy ny diary tany am-paosiny. [2.499]
8 Rehefa voarehitra ny afo, dia novelariny ny diary, ka novakiny io teny io. [2.324]
9 Nampiasain'izy ireo ny diary hitadidiana ny vaninandro nahaterahan'ny zaza. [2.117]

Entry (2/2)10 diary    
Part of speech  11 noun
Explanations in English  12 diary, boky anoratana ny atao sy ny itadidiana ny zava-mitranga isan-andro [1.17]

Updated on 2025/10/07