Entry | diabeta | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona [1.1] | |
Vocabulary | Health | |
Origin | French: diabète. | |
Updated on 2020/07/31 |