Entry deny > leka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   misebaka [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Entry deny > leka
Part of speech   noun
Malagasy definition   sabaka ranjo [Bara] [Rakotosaona 1972]
Synonyms   deka

Entry deny > leka
Part of speech   noun
Malagasy definition   tandrimo [Antemoro, Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Entry deny > letra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fampidirana an-keriny; fandentehana an-tery setra; fihinanana tafahoatra, fahavokisana hatenda [Rajemisa 1985]
Derivations