|
|
|
|

Entry (1/3) 1  deka
Part of speech  2  Unspecified
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 
Active verbs :

Entry (2/3) 4  deka
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 [Bara] sabaka ranjo [1.78]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Synonyms  11 leka

Entry (3/3) 12  de
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra
15 Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. [1.1]
Explanations in English  16 an aide-de-camp [1.2]
Explanations in French  17 Aide-de-camp [1.3]
Examples  18  Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako. [2.270#]
19  Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59#]
Other spellings  20 daika, dekana
Combinations  21  4 expressions, toponymes, etc... with that word

Anagrams  deka, dekà

Updated on 2026/03/07