| Entry | 1 dararaka | 
| Part of speech | 2 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 3   Enti-milaza olona mipetrapetra-poana malai-mihetsika ary toa adaladala varimbariam-poana ka raraka hatramin' ny iviny [1.1] | 
| Explanations in English | 4   clownish, silly in looks [1.2] | 
| Explanations in French | 5   Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud [1.3] | 
| Derivatives | 
 | 
| Updated on 2025/09/19 |   |