Entry daondaona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Feo midobodoboka amin' ny zavatra velezina na mikodiadia
¶ Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa. [Rajemisa 1985]
English translation   [Richardson 1885]
French translation   Impudence, arrogance dans la parole [Abinal 1888]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/09/08