| Entry | 1 daomy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [frantsay domino] Karazan-kilalao misy vato valo amby roapolo misy masony; zaraina mitovy isa amin' ny mpilalao telo ny iraika amby roapolo amin' ireo vato ireo, ka mifandimby mandahatra ny azy raha misy vato miady masony amin' izay mivoaka ny mpilalao; izay mahalany vato any aminy voalohany no mahazo amin' ny indray mihodina, ka dia isaina ho azy ny masom-baton' ireo sisa tsy mbola nahalany ny azy [1.1] |
| Vocabulary | 4 Game |
| Anagrams | 5 daomy, 6 dimao, 7 madio, 8 maody, 9 miado, 10 modia |
| Updated on 2025/09/12 |
|