Entry danidany
Part of speech noun
Malagasy definition Diridiry, fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky loatra, na ny amponga tsara henjana koa ka midoboka erỳ [Rajemisa 1985]
French definition Ballonnement, tension du ventre [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry danidany
Part of speech adjective
French definition  [Tankarana] gonflé. [David 1952 (takila D)]

Updated on 2020/07/31