| Entry | 1 damadama |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Vatolampy na tany tsy misy zavamaniry eny amoron-dranomasina izay voasafotry ny rano rehefa misondrotra ny ranomasina ary miseho kosa rehefa mihemotra ny ranomasina
[Sakalava]
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Geography: (in general) |
| Updated on 2025/09/12 |
|