Entry | damà | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Malagasy definition | Karazan-damba [Rajemisa 1985] | ||||||
English translation | a kind of print-calico [Richardson 1885] | ||||||
French translation | Damas, étoffe damassée [Abinal 1888] | ||||||
Vocabulary | Economy: clothing | ||||||
Origin | French: damas. | ||||||
Entry | dama | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Malagasy definition | Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara [Rajemisa 1985] | ||||||
Vocabulary | Tools | ||||||
Entry | dama | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Malagasy definition | Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany [Rajemisa 1985] | ||||||
Vocabulary | Game | ||||||
Origin | French: dames. | ||||||
Entry | Dama | ||||||
Part of speech | name (anthroponym) | ||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||
Entry | Dama | ||||||
Part of speech | name (anthroponym) | ||||||
Malagasy definition | fanafohezan' ny anarana Radama [3.1] | ||||||
Vocabulary | History: individuals | ||||||
Synonyms | Damalahy ~ Ilaidama ~ Lahidama ~ Radama | ||||||
Examples |
| ||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |