Entry dahy
Part of speech noun
Malagasy definition Anaram-piangotiana iantsoan' ny vehivavy ny anadahiny: Aoka re, ry dahy, fa mahatsikaiky loatra itỳ zavatra tantarainao [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2009/02/23