Entry | 1 dabolera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka |
Explanations in English |
4 [1.2] the lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] |
Explanations in French |
5 [1.3] Doublure |
Vocabulary | 6 Economy: clothing |
Anagrams | 7 dabolera, 8 Lo-debara |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |