| Entry | 1 dabebaka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Fohy vatana nefa lehibe sy mivelatra ny vavany: Iza no hahalany vary bebe kokoa araka ny hevitrao:itỳ harona dabebaka itỳ sa iroa lavalava kely vava iroa ?
[1.1] |
| Explanations in English |
4 shallow, applied to baskets; full-cheeked, as a child. See bebaka, tabebaka
[1.2] |
| Explanations in French |
5 Se dit des corbeilles plates, larges et peu profondes, des ligures plates et larges, épatées
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 7 tabebaka |
| Updated on 2025/12/08 |
|