Entry | 1 dabarà |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Omby fotsy, na sada fotsy, akana ra hasotroin' ny bila ka tonga mova tsy ny fatidrany ka na maty aza, tsy ihinanany akory [Sakalava]
|
Explanations in French |
4 [1.19] boeuf voué, terme de tròmba. [Tankarana]
|
Synonyms | 5 dabaraha |
Anagrams | 6 barada, 7 dabarà |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |