Entry botanaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony
¶ Mivonto na mibontsina. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Other spellings 
Synonyms botinaka

Entry botanaka
Part of speech noun
Malagasy definition Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2013/10/25