Entry borotsaka (rotsaka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitambotsorana hiala eo amin' ny toerana ka midina; fikorotsahana midina, fianjerana na fikodiavana moramora. à [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2013/04/18