|
|
|
|

Entry1  borere
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 [Betsileo] voretra, tsy mahavan-tena: Nahoa ro dia Borere tahak'io roke Vaoary fany kilongapela firo soa (Nahoana no dia voretra toy io ianao ry Vaoary nefa tovovavy tsara tarehy io) [1.78]

Updated on 2026/02/04